Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 3:4 - Baiboly Katolika

Fa tsy nankatò ny didinao izahay, ka natolotra ho amin’ny fandrobana, ho amin’ny fahababoana, ho amin’ny fahafatesana sy ho amin’ny fihomehezana ary ho amin’ny fandatsana eo amin’ny firenena rehetra nanelezanao anay.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tsy nankatò ny didinao izahay, ka navelanao hiharan’ny fandrobana sy ny fahababoana mbamin’ny fahafatesana; navelanao ho fihomehezana izahay ary koa ho fandatsa sy ho fanevateva teo amin’ny firenena rehetra nanelezanao anay.

Jereo ny toko



Tôbita 3:4
0 Rohy Ifampitohizana