Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 3:2 - Baiboly Katolika

«Marina Ianao, ry Tompo, marina avokoa ny fitsarànao, antra sy hitsiny aman-drariny, ny lalànao rehetra.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

«Tompo ô, mpandala ny rariny Ianao, ka ara-drariny avokoa ny asanao. Feno indrafo sy azo antoka ny sori-dalanao; Ianao no mpitsara izao tontolo izao.

Jereo ny toko



Tôbita 3:2
0 Rohy Ifampitohizana