Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno Tôbita 3:1 - Baiboly Katolika1 Velon-tsento i Tobia tamin’izay ka rafitra nivavaka tamin-dranomaso, nanao hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara1 Nalahelo mafy aho ka velon-tsento sy rotsa-dranomaso; avy eo dia mbola nisentosento hatrany aho no rafitra nivavaka hoe: Jereo ny toko |