Fantatrao, ry Tompo, fa tsy mba naniry izay vady aho, ary niaro ny fanahiko tamin’ny filàn-dratsy rehetra.
Teo no ho eo ihany ny vavaka nataon’i Tôbita sy i Sarà dia tafapaka teo anatrehan’Andriamanitra be voninahitra ary nohenoiny.