Tamin’ny andro fahatelo dia notaperiny ny fivavahany, ka nisaotra ny Tompo izy nanao hoe:
Mitodika aminao aho ankehitriny; Ianao no ifantohan’ny masoko.