Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

Tôbita 3:13 - Baiboly Katolika

13 «Hisaorana anie ny Anaranao, ry Andriamanitry ny razanay ô, fa na dia eo am-pahatezeranao aza dia mamindra fo Ianao, ary amin’ny andron’ny fahoriana dia mamela heloka an’izay miantso Anao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Ataovy miala amin’ity tany ity aho mba tsy handre fanevatevana intsony.

Jereo ny toko dika mitovy




Tôbita 3:13
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra