Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 2:6 - Baiboly Katolika

fa tsaroany ilay tenin’ny Tompo nolazainy tamin’ny vavan’i Amôsa mpaminany hoe: «Hanjary fitolokoana amam-pisaonana ny andro fetinareo.»

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

sady nahatsiaro ny teny voalazan’ny mpaminany Hamôsa tamin’ny mponin’i Betela hoe: «Havadiko ho fisaonana ny fetinareo ary ho fitomaniana ny hiram-pifalianareo.» Ary nitomany aho.

Jereo ny toko



Tôbita 2:6
0 Rohy Ifampitohizana