Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 2:14 - Baiboly Katolika

fa naharitra tsy azo nohozongozonina tamin’ny fahatahorana an’Andriamanitra izy, nisaotra azy isan’andro nandritra ny andro niainany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Fa novalian’i Hanà hoe: –Fanomezana nomena ahy ankoatra ny karamako io! Mbola tsy nino azy ihany aho ka nanizingizina ny hamerenana ilay zanak’osy amin’ny tompony. Nisafoaka tamin’ny vadiko aho noho izany toe-javatra izany, ka nanaovany setrin-teny hoe: –Aiza no mba vokatry ny asa fiantrànao? Aiza no mba vokatry ny soa nataonao? Jereo fa miharihary ny zava-mihatra aminao!

Jereo ny toko



Tôbita 2:14
0 Rohy Ifampitohizana