Tôbita 2:1 - Baiboly Katolika Tatỳ aorian’izany, tonga ny anankiray amin’ny fetin’ny Tompo, ary nanomanana sakafo lehibe tao an-tranon’i Tobia, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Tamin’ny nanjakan’i Asaradôna no tafaverina tao an-tranoko tao Ninive aho ka nifankahita indray tamin’i Hanà vadiko sy tamin’i Tôbià zanako lahy. Tamin’ny fankalazànay ny Pentekôsta, izany hoe ilay fankalazana masina ny Herinandro fito, dia nanaovana sakafo tsara aho. Nipetraka hihinana izany aho |