Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 1:9 - Baiboly Katolika

Nony efa lehilahy izy, dia nanambady vehivavy anankiray, iray foko aminy, atao hoe Anà,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ka rehefa tonga olon-dehibe aho, dia nanambady vehivavy anankiray anisan’ny taranaky ny razambenay; ary niteraka zazalahy taminy aho ka Tôbià no anarana niantsoako azy.

Jereo ny toko



Tôbita 1:9
0 Rohy Ifampitohizana