Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 1:8 - Baiboly Katolika

Ary hatry ny fony vao tanora herotrerony izy no nitandrina izany sy ny toy izany, araka ny lalàn’Andriamanitra.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ary ny ampahafolony fanintelony tamin’ny fananako dia nomeko ny kamboty sy ny mpitondratena ary ny vahiny izay nanaraka ny fivavahana jiosy ka niara-nonina tamin’ny Israelita; isan-telo taona no nentiko sy nomeko azy izany ka niarahanay nihinana araka ny fitsipika voalazan’ny lalànan’i Mosesy momba izany sy araka ny fampianaran’i Debôrà renin’i Hananiela raibenay; ny raiko manko, nony maty, dia namela ahy ho kamboty.

Jereo ny toko



Tôbita 1:8
0 Rohy Ifampitohizana