Hany ka fony ny olona rehetra nandeha hiankohoka tamin’ilay zanak’omby volamena nataon’i Jerôbôama mpanjakan’i Israely, izy irery kosa niendaka tamin’ny be sy ny maro.
Ny havako rehetra sy ny fokon’i Naftalỳ razambeko dia teny amin’ny tendrombohitr’i Galilea rehetra teny no nanolotra sorona tamin’ilay zanak’omby volamena izay tao Dana no nataon’i Jerobohama mpanjakan’i Israely.