Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 1:4 - Baiboly Katolika

Na dia izy aza no zandriny indrindra tamin’ireo avy amin’ny fokon’i Neftalì, dia tsy mba nanao fanahin-jatovo velively izy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Fony aho tanora ka mbola nipetraka tao amin’ny faritra nisy ahy teo amin’ny tanin’i Israely, dia nisaraka manontolo tamin’ny taranak’i Davida sy tamin’i Jerosalema ny fokon’i Naftalỳ razambeko. Kanefa io Jerosalema io no tanàna voafidin’Andriamanitra teo anivon’ireo fokon’i Israely rehetra mba ho fanoloran’ny Israelita sorona. Tao no nanorenana sy nanokanana ny tempolin’Andriamanitra ho an’ny taranaka rehetra ho avy.

Jereo ny toko



Tôbita 1:4
0 Rohy Ifampitohizana