Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 1:17 - Baiboly Katolika

ary teo amin’ireo vahoaka be mpiray tanindrazana aminy kosa, hitany ity lehilahy anankiray iray foko taminy, atao hoe Gabelosa, fa poritra mafy, ka natolony an’io ilay vola rehetra nentiny, dia nandraisany rosia taminy izany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nizarako ny mofoko ireo noana aho ary nomeko akanjo ireo tsy nitafy. Raha nisy fatin’olona anankiray mpiray firenena amiko natsipy tao ivelan’ny mandan’i Ninive ka sendra hitako, dia naleviko izany.

Jereo ny toko



Tôbita 1:17
0 Rohy Ifampitohizana