Ary noho izy tsy tapaka ny nahatsiaro ny Tompo, dia nataon’Andriamanitra nahazo fitia tamin’i Salmanazara mpanjaka izy,
ka izany no nahatonga ahy hahazo fitia tamin’i Salmanatsara mpanjaka. Dia izaho no nampividianany ny zavatra rehetra nilainy;