Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Tôbita 1:10 - Baiboly Katolika

ka nitera-dahy taminy, izay nomeny ny anarany, sy nampianariny hatahotra an’Andriamanitra sy hifady ny fahotana rehetra, hatramin’ny fahazazany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Rehefa nentina ho babo taty Asiria aho, dia tonga tao Ninive. Tao amin’io tanàna io, ireo havako rehetra sy ireo mpiray tanindrazana amiko dia nihinana ny sakafon’ny mpanompo sampy;

Jereo ny toko



Tôbita 1:10
0 Rohy Ifampitohizana