dia hanatona azy eo anatrehan’ny loholona ravehivavy, sy hanala ny kapa amin’ny tongony ary handrora amin’ny tavany sady hanao hoe: Toy izao no hatao amin’ny lehilahy tsy mety mamelo-maso ny rahalahiny.
Rota 4:8 - Baiboly Katolika Ka hoy itsy nahazo nanavotra, tamin’i Booza: «Vidio ho anao izany.» Sady nesoriny ny kirarony. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary hoy ilay havana mahavotra tamin’i Boaza: Vidionao izany! Dia nanaisotra ny kirarony izy. DIEM PROTESTANTA Ka ilay havana mahavotra, raha niteny tamin’i Bôhaza hoe «Vidio ho anao izany», dia nanaisotra ny kapany sy nanome azy an’i Bôhaza. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ka ilay havana mahavotra, raha niteny tamin’i Bôhaza hoe «Vidio ho anao izany», dia nanaisotra ny kapany sy nanome azy an’i Bôhaza. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hoy ilay havana mahavotra tamin’i Boaza: Vidio ho anao izany. Dia nanaisotra ny kirarony izy. Malagasy Bible Ary hoy ilay havana mahavotra tamin'i Boaza: Vidio ho anao izany. Dia nanaisotra ny kirarony izy. La Bible en Malgache Ary hoy ilay havana mahavotra tamin’i Boaza: Vidionao izany! Dia nanaisotra ny kirarony izy. |
dia hanatona azy eo anatrehan’ny loholona ravehivavy, sy hanala ny kapa amin’ny tongony ary handrora amin’ny tavany sady hanao hoe: Toy izao no hatao amin’ny lehilahy tsy mety mamelo-maso ny rahalahiny.
Fanao teo amin’i Israely fahiny, raha misy fanavotana na fanakalozana, ny manala ny kirarony ny anankiray dia omeny ny iray hafa mba handraikitra ny raharaha, dia izany no natao vavolombelona teo amin’i Israely.
Ary hoy i Booza tamin’ireto loholona sy ny olona rehetra: «Vavolombelona androany ianareo fa lasako tamin’ny tanan’i Nôemì izay rehetra an’i Elimeleka sy izay rehetra an’i Seljôna sy i Mahalôna;