Dia hoy i Jodà tamin’i Onàna: «Mandehana amin’ny vadin-drahalahinao, ento loloha izy, mba hamelomanao maso ny rahalahinao.»
Rota 4:5 - Baiboly Katolika Ka hoy i Booza: «Amin’ny andro hahazoanao ny tany amin’ny tanan’i Nôemì dia ho azonao koa izany amin’ny tanan’i Rota, ilay Moabita, vadin’ny maty, mba hamelomanao maso ny anaran’ny maty eo amin’ny lovany.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hoy i Boaza: Amin’izay andro ividiananao ny tany amin’ny tanan’i Naomy dia amin’i Rota koa, vehivavy moabita, vadin’ny maty, no hividiananao azy mba hitondra loloha ny anaran’ny maty ao amin’ny lovany ianao. DIEM PROTESTANTA Dia hoy kosa i Bôhaza: –Amin’ny andro ividiananao ny saha eo an-tanan’i Nahômỳ, dia halainao ho vady koa i Rota vehivavy môabita mba hamelo-maso ny anaran’ny maty eo amin’ny lovany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia hoy kosa i Bôhaza: –Amin’ny andro ividiananao ny saha eo an-tanan’i Nahômỳ, dia halainao ho vady koa i Rota vehivavy môabita mba hamelo-maso ny anaran’ny maty eo amin’ny lovany. Baiboly Protestanta Malagasy Dia hoy Boaza: Amin’izay andro ividiananao ny tany amin’ny tànan’i Naomy, dia amin’i Rota koa, vehivavy Moabita, vadin’ny maty, no hividiananao azy, mba hamelo-maso ny anaran’ny maty ao amin’ny lovany hianao. Malagasy Bible Dia hoy Boaza: Amin'izay andro ividiananao ny tany amin'ny tànan'i Naomy, dia amin'i Rota koa, vehivavy Moabita, vadin'ny maty, no hividiananao azy, mba hamelo-maso ny anaran'ny maty ao amin'ny lovany ianao. La Bible en Malgache Dia hoy i Boaza: Amin’izay andro ividiananao ny tany amin’ny tanan’i Naomy dia amin’i Rota koa, vehivavy moabita, vadin’ny maty, no hividiananao azy mba hitondra loloha ny anaran’ny maty ao amin’ny lovany ianao. |
Dia hoy i Jodà tamin’i Onàna: «Mandehana amin’ny vadin-drahalahinao, ento loloha izy, mba hamelomanao maso ny rahalahinao.»
«Ry Mpampianatra ô, i Môizy nilaza hoe: ‹Raha misy lehilahy maty momba, aoka ny rahalahiny hampakatra ny vadiny, mba hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny›
«Ry Mpampianatra ô, i Môizy nanome lalàna ho antsika hoe: Raha misy lehilahy ka maty momba, dia aoka ny rahalahiny hampakatra ny vadiny mba hiteraka hamelo-maso ny rahalahiny.
Raha tsy tian-dralehilahy ny hitondra loloha ny vadin-drahalahiny, dia aoka hanatona ny loholona eo am-bavahady ravehivavy ka hanao hoe: Tsy mety mamelo-maso ny rahalahiny eo imason’i Israely ny rahalahin’ny vadiko, fa tsy mety manambady na mitondra loloha ahy izy.