Rota 4:18 - Baiboly Katolika Izao no taranak’i Faresa niteraka an’i Esrôna: I Esrôna niteraka an’i Arama, i Arama niteraka an’i Aminadaba, i Aminadaba niteraka an’i Nahasôna, i Nahasôna niteraka an’i Salmôna, i Salmôna niteraka an’i Booza, i Booza niteraka an’i Obeda, i Obeda niteraka an’i Isaia, i Isaia niteraka an’i Davida. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary izao no taranak’i Fareza: I Fareza dia niteraka an’i Hezrona; DIEM PROTESTANTA Izao no taranak’i Peretsa: i Peretsa no ray niteraka an’i Hetsirôna, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Izao no taranak’i Peretsa: i Peretsa no ray niteraka an’i Hetsirôna, Baiboly Protestanta Malagasy Ary izao no taranak’i Fareza: Fareza niteraka an’i Hezrona; Malagasy Bible Ary izao no taranak'i Fareza: Fareza niteraka an'i Hezrona; La Bible en Malgache Ary izao no taranak’i Fareza: I Fareza dia niteraka an’i Hezrona; |
Hanahaka ny tranon’i Fareza izay naterak’i Tamara tamin’i Jodà anie ny tranonao, amin’ny taranaka homen’i Iaveh anao amin’ity zazavavy ity.»
Ny vehivavy namany kosa nanome anarana azy nanao hoe: «nahazo zazalahy i Nôemì», ka nataony hoe Obeda, no anarany. Izy no rain’i Isaia, rain’i Davida.