Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Rota 4:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Izao no taranak’i Peretsa: i Peretsa no ray niteraka an’i Hetsirôna,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Ary izao no taranak’i Fareza: I Fareza dia niteraka an’i Hezrona;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Izao no taranak’i Peretsa: i Peretsa no ray niteraka an’i Hetsirôna,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Izao no taranak’i Faresa niteraka an’i Esrôna: I Esrôna niteraka an’i Arama, i Arama niteraka an’i Aminadaba, i Aminadaba niteraka an’i Nahasôna, i Nahasôna niteraka an’i Salmôna, i Salmôna niteraka an’i Booza, i Booza niteraka an’i Obeda, i Obeda niteraka an’i Isaia, i Isaia niteraka an’i Davida.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ary izao no taranak’i Fareza: Fareza niteraka an’i Hezrona;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ary izao no taranak'i Fareza: Fareza niteraka an'i Hezrona;

Jereo ny toko dika mitovy




Rota 4:18
7 Rohy Ifampitohizana  

Ny zanakalahin’i Joda dia i Peretsa sy i Hetsirôna mbamin’i Karmỳ sy i Hora ary i Sôbala.


zafim-paladian’i Haminadàba, ary zafin-dorian’i Admîna, dia i Admîna zanakalahin’i Arama, zafin’i Arnỳ, zafiafin’i Hesrôna, zafin-dohalik’i Peretsa, zafin-kitrokelin’i Jodà,


Enga anie ny tokantranonao ho tahaka ny an’i Peretsa, izay naterak’i Tamara reniny tamin’i Joda, ka ho betsaka ny taranaka izay homen’ny TOMPO anao amin’ity vehivavy tanora ity!


Ny vehivavy mpiara-monina kosa no nanome ny anarany, fa hoy ireo hoe: «Zazalahy no naterak’i Rota ho an’i Nahômỳ!»; koa ny anarany dia nantsoin’ireo hoe Hôbeda: Izy no rain’i Jisay izay rain’i Davida.


i Hetsirôna, ray niteraka an’i Rama; i Rama, ray niteraka an’i Haminadaba;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra