Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Rota 2:5 - Baiboly Katolika

Ary hoy i Booza tamin’ny mpanompony, izay nitandrina ny mpijinja:

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Dia hoy i Boaza tamin’ny mpanompony izay nitandrina ny mpijinja: Zanak’iza moa io zazavavy io?

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Dia nanontany ilay mpanompony, sady lehiben’ny mpijinja, i Bôhaza nanao hoe: –Mba iza io vehivavy tanora io?

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Dia nanontany ilay mpanompony, sady lehiben’ny mpijinja, i Bôhaza nanao hoe: –Mba iza io vehivavy tanora io?

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Dia hoy Boaza tamin’ny zatovony, izay nitandrina ny mpijinja: Zanak’iza moa io zazavavy io?

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Dia hoy Boaza tamin'ny zatovony, izay nitandrina ny mpijinja: Zanak'iza moa io zazavavy io?

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Dia hoy i Boaza tamin’ny mpanompony izay nitandrina ny mpijinja: Zanak’iza moa io zazavavy io?

Jereo ny toko



Rota 2:5
4 Rohy Ifampitohizana  

Ary indro tonga avy any Betlehema i Booza, ka niteny tamin’ny mpijinja hoe: «Ho ao aminareo anie i Iaveh.»


«An’iza io zazavavy io?» Dia namaly ilay mpanompo nitandrina ny mpijinja nanao hoe: «Zazavavy Moabita niara-tonga tamin’i Nôemì io avy any amin’ny tanin’i Moaba.