Nomery 7:86 - Baiboly Katolika
Ny lovia kely volamena 12, feno zava-manitra, dia samy 10 sikla avy, araka ny sikla masina; 120 sikla no totalin’ny volamenan’ny lovia kely.
Jereo ny toko
lovia kely volamena roa amby folo, feno ditin-kazo manitra, milanja sekela folo avy, araka ny sekela masina; ny lanjan’ny lovia kely volamena rehetra dia sekela roapolo amby zato.
Jereo ny toko
Zato grama no lanjan’ny lovia kely volamena iray, ka ny lanjan’ny zinga 12 mitambatra dia 1 200 grama araka ny ventin-danja fampiasa ao amin’ny Toeramasina.
Jereo ny toko
Zato grama no lanjan’ny lovia kely volamena iray, ka ny lanjan’ny zinga 12 mitambatra dia 1 200 grama araka ny ventin-danja fampiasa ao amin’ny Toeramasina.
Jereo ny toko
lovia kely volamena roa ambin’ny folo, feno ditin-kazo manitra, dia sekely masina; ny lanjan’ny lovia kely volamena rehetra dia sekely roa-polo amby zato.
Jereo ny toko
lovia kely volamena roa ambin'ny folo, feno ditin-kazo manitra, dia sekely masina; ny lanjan'ny lovia kely volamena rehetra dia sekely roa-polo amby zato.