Dia hataonao ny loviany, ny vata kely fitoeran-java-manitra, ny kôpy aman-tasiny hanaovana ny fanatitra araraka; ka volamena madio no hanaovanao izany.
Nomery 7:84 - Baiboly Katolika Ireo no fanomezana avy amin’ny filohan’i Israely, tamin’ny fitokanana ny ôtely, tamin’ny andro nanosorana azy; lovia volafotsy 12, kapoaka volafotsy 12, ary lovia kely volamena 12. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireo no zavatra naterin’ireo lohan’ny Israely ho amin’ny fitokanana ny alitara tamin’ny andro izay hanosorana azy: Lovia volafotsy roa amby folo, lovia volafotsy famafazana roa amby folo, lovia kely volamena roa amby folo; DIEM PROTESTANTA Ireto ny fitambaran’ny fanomezana natolotr’ireo filoham-pianakaviamben’i Israely tamin’ny andro nanosorana sy nanokanana ny alitara: lovia volafotsy 12, kaopy volafotsy famafazana 12, lovia kely volamena 12, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireto ny fitambaran’ny fanomezana natolotr’ireo filoham-pianakaviamben’i Israely tamin’ny andro nanosorana sy nanokanana ny alitara: lovia volafotsy 12, kaopy volafotsy famafazana 12, lovia kely volamena 12, Baiboly Protestanta Malagasy Ireo no zavatra naterin’ny lohan’ny Isiraely ho amin’ny fitokanana ny alitara tamin’ny andro izay nanosorana azy: lovia volafotsy roa ambin’ny folo, lovia volafotsy roa ambin’ny folo famafazana, lovia kely volamena roa ambin’ny folo; Malagasy Bible Ireo no zavatra naterin'ny lohan'ny Isiraely ho amin'ny fitokanana ny alitara tamin'ny andro izay nanosorana azy: lovia volafotsy roa ambin'ny folo, lovia volafotsy roa ambin'ny folo famafazana, lovia kely volamena roa ambin'ny folo; La Bible en Malgache Ireo no zavatra naterin’ireo lohan’ny Israely ho amin’ny fitokanana ny alitara tamin’ny andro izay hanosorana azy: Lovia volafotsy roa amby folo, lovia volafotsy famafazana roa amby folo, lovia kely volamena roa amby folo; |
Dia hataonao ny loviany, ny vata kely fitoeran-java-manitra, ny kôpy aman-tasiny hanaovana ny fanatitra araraka; ka volamena madio no hanaovanao izany.
Tamin’ny andro nahavitan’i Môizy ny fananganana ny Fonenana ka nanosorany sy nanamasinany azy mbamin’ny fanaka rehetra momba azy, hatramin’ny ôtely mbamin’ny fanaka rehetra momba azy koa, rehefa nanosotra sy nanamasina an’ireo izy,
Natolotry ny filohany ny fanatitra hitokanana ny ôtely tamin’ny andro nanosorana azy. Natolotry ny filohany eo anoloan’ny ôtely ny fanatiny.
ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Ahirà zanak’i Enàna.
Ny lovia volafotsy lanjana 130 sikla avy; ary ny kapoaka, 70 avy, ka 2.400 sikla, araka ny sikla masina, no totalin’ny volafotsy amin’ireo fanaka ireo,
Misy vato fanorenana roa ambin’ny folo ny mandan’ny tanàna; ary misy anarana roa ambin’ny folo amin’ireo, dia ny anaran’ny Apôstôly roa ambin’ny folon’ny Zanak’ondry.