Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Hebreo 13:10 - Baiboly Katolika

10 Manana ôtely tsy azon’ny mpivavaka ao an-tranolay ihinanana isika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Isika manana alitara izay tsy ananan’ny mpanompo ny tabernakely fahefana hihinanana.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

10 Ireo mpanaraka fanompoam-pivavahana ao amin’ny toeram-pivavahana jiosy dia tsy mahazo mihinana amin’izay sorona atao eo amin’ny alitarantsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Ireo mpanaraka fanompoam-pivavahana ao amin’ny toeram-pivavahana jiosy dia tsy mahazo mihinana amin’izay sorona atao eo amin’ny alitarantsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Isika manana alitara, izay tsy ananan’ny mpanompo ny tabernakely fahefana hihinanana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Isika manana alitara, izay tsy ananan'ny mpanompo ny tabernakely fahefana hihinanana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Isika manana alitara izay tsy ananan’ny mpanompo ny tabernakely fahefana hihinanana.

Jereo ny toko dika mitovy




Hebreo 13:10
7 Rohy Ifampitohizana  

«Raiso ireo zavatra avy aminy ireo, hoentina hanaovana ny raharaha momba ny trano lay fihaonana, ka omeo ny Levita, samy araka izay ilainy amin’ny raharahany avy.»


Tsia, fa ny zavatra aterin’ny Jentily ho fanatitra, dia ataony sorona amin’ny demony, fa tsy amin’Andriamanitra, ka tsy tiako ho mpiombona amin’ny demony ianareo. Tsy azonareo atao ny sady hisotro amin’ny kalisin’ny Tompo no hisotro amin’ny kalisin’ny demony koa;


Tsy fantatrareo va fa izay manao ny raharaha masina dia mivelona amin’ny zavatry ny Tempoly, ary izay manompo ao amin’ny ôtely, dia miombona amin’ny ôtely?


ireo dia sary sy tandindon’ny any an-danitra fotsiny no fanompoana ataony, araka ny natoron’Andriamanitra an’i Môizy ilay efa hanao ny tranolay iny izy hoe: «Tandremo mba ho vita araka ny ohatra naseho anao tany an-tendrombohitra ny zavatra rehetra.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra