Omeko fahefana ianao hilaza aminy hoe: ‹Izao no hataonareo: Makà sarety amin’ny tany Ejipta hitondranareo ny vady aman-janakareo, alao ny rainareo dia mankanesa aty.
Nomery 7:8 - Baiboly Katolika Sarety efatra sy omby valo kosa, no nomen’ny taranak’i Merarỳ, fehin’i Itamara, zanak’i Aarôna mpisorona, araka izay ilainy amin’ny raharahany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary sarety efatra sy omby valo no nomeny ho an’ny taranak’i Merary, araka ny fanompoany teo ambany fitarihan’Itamara, zanak’i Arona mpisorona. DIEM PROTESTANTA Ny sarety efatra sisa sy ny omby valo kosa dia nomeny ny taranak’i Merarỳ tamin’ny alalan’i Itamara mpisorona sady zanakalahin’i Aharôna, araka ny ilainy amin’ny asany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny sarety efatra sisa sy ny omby valo kosa dia nomeny ny taranak’i Merarỳ tamin’ny alalan’i Itamara mpisorona sady zanakalahin’i Aharôna, araka ny ilainy amin’ny asany. Baiboly Protestanta Malagasy ary sariety efatra sy omby valo no nomeny ho an’ny taranak’i Merary, araka ny fanompoany, eo amin’ny fehin’Itamara, zanak’i Arona mpisorona. Malagasy Bible ary sariety efatra sy omby valo no nomeny ho an'ny taranak'i Merary, araka ny fanompoany, eo amin'ny fehin'Itamara, zanak'i Arona mpisorona. La Bible en Malgache ary sarety efatra sy omby valo no nomeny ho an’ny taranak’i Merary, araka ny fanompoany teo ambany fitarihan’Itamara, zanak’i Arona mpisorona. |
Omeko fahefana ianao hilaza aminy hoe: ‹Izao no hataonareo: Makà sarety amin’ny tany Ejipta hitondranareo ny vady aman-janakareo, alao ny rainareo dia mankanesa aty.