Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 7:59 - Baiboly Katolika

ary omby roa, ondralahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Gamaliela zanak’i Fadasora.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Gamaliela, zanak’i Pedazora.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Gamaliela, zanak’i Pedazora.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Gamaliela, zanak'i Pedazora.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Gamaliela, zanak’i Pedazora.

Jereo ny toko



Nomery 7:59
3 Rohy Ifampitohizana  

«Raha misy olona manatitra sorom-pihavanana ka biby vaventy, lahy na vavy, no ateriny, dia izay tsy misy kilema no hateriny eo anatrehan’i Iaveh.


Ny fokon’i Manase no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Manase dia i Gamaliela zanak’i Fadasora,


osy lahy iray, ho sorona noho ny ota,