Nomery 7:41 - Baiboly Katolika ary omby roa, ondrilahy dimy, osy lahy dimy, zanak’ondry dimy, efa iray taona, ho sorom-pihavanana. Ireo no fanatitr’i Salamiela, zanak’i Sorisadaia. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry izay iray taona, dimy; ireo no fanatitr’i Selomiela, zanak’i Zorisaday. Baiboly Protestanta Malagasy ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr’i Selomiela, zanak’i Zorisaday. Malagasy Bible ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak'ondry dimy izay iray taona; ireo no fanatitr'i Selomiela, zanak'i Zorisaday, La Bible en Malgache ary ho fanati-pihavanana dia omby roa, ondrilahy dimy, osilahy dimy, zanak’ondry izay iray taona, dimy; ireo no fanatitr’i Selomiela, zanak’i Zorisaday. |
Ny fokon’i Simeôna no hitoby eo anilany. Ny filohan’ny taranak’i Simeôna, dia i Salamiela zanak’i Sorisadaia;