Aza mitetika ny tenanareo raha misy maty, na manao sary tombo-kavatsa amin’ny tenanareo. Izaho no Iaveh.
Nomery 6:6 - Baiboly Katolika Mandritra ny fotoana rehetra itokanany ho hajan’i Iaveh dia tsy hiditra am-paty izy; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Amin’ny andro rehetra izay itokanany ho an’NY TOMPO koa dia tsy hiditra am-paty izy; DIEM PROTESTANTA Mandritra izany fotoana rehetra itokanany tena ho an’ny TOMPO izany koa, dia tsy mahazo manakaiky fatin’olona izy; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Mandritra izany fotoana rehetra itokanany tena ho an’ny TOMPO izany koa, dia tsy mahazo manakaiky fatin’olona izy; Baiboly Protestanta Malagasy Amin’ny andro rehetra izay itokanany ho an’i Jehovah dia tsy hiditra am-paty izy; Malagasy Bible Amin'ny andro rehetra izay itokanany ho an'i Jehovah dia tsy hiditra am-paty izy; La Bible en Malgache Amin’ny andro rehetra izay itokanany ho an’NY TOMPO koa dia tsy hiditra am-paty izy; |
Aza mitetika ny tenanareo raha misy maty, na manao sary tombo-kavatsa amin’ny tenanareo. Izaho no Iaveh.
Tsy hivoaka ny fitoerana masina izy, tsy hametaveta ny fitoerana masin’ny Andriamaniny, fa fehiloha voninahitra eo aminy ny diloilo masin’ny Andriamaniny. Izaho no Iaveh.
Koa dia tsy mahalala olona araka ny nofo intsony izahay; ary na dia nahalala an’i Kristy araka ny nofo aza izahay; dia tsy araka izany intsony no ahalalanay Azy ankehitriny.