Indro Aho hampidi-doza amin’ity toerana ity, sy amin’ny mponina ao aminy, dia ny ozona rehetra voasoratra amin’ny boky novakina teo anatrehan’ny mpanjakan’i Jodà.
Nomery 5:23 - Baiboly Katolika «Hosoratan’ny mpisorona amin’ny horonan-taratasy izany fanozonana izany, vao hosasany amin’ny rano mangidy indray, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia hosoratan’ny mpisorona amin’ny taratasy izany fiozonana izany ka hosasany eo amin’ny rano mangidy ny soratra; DIEM PROTESTANTA «Horaiketin’ny mpisorona an-tsoratra izany tsitsika izany ka hasitriny ao anatin’ny rano mangidy ny taratasy mba hahavoafafa ny soratra. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Horaiketin’ny mpisorona an-tsoratra izany tsitsika izany ka hasitriny ao anatin’ny rano mangidy ny taratasy mba hahavoafafa ny soratra. Baiboly Protestanta Malagasy Ary hosoratan’ny mpisorona amin’ny taratasy izany fiozonana izany ka hosasany eo amin’ny rano mangidy ny soratra; Malagasy Bible Ary hosoratan'ny mpisorona amin'ny taratasy izany fiozonana izany ka hosasany eo amin'ny rano mangidy ny soratra; La Bible en Malgache Dia hosoratan’ny mpisorona amin’ny taratasy izany fiozonana izany ka hosasany eo amin’ny rano mangidy ny soratra; |
Indro Aho hampidi-doza amin’ity toerana ity, sy amin’ny mponina ao aminy, dia ny ozona rehetra voasoratra amin’ny boky novakina teo anatrehan’ny mpanjakan’i Jodà.
Ah, aiza re no hahitako olona hihaino ahy? Indro ny soniako: ‹Hamaly ahy anie ny Tsitoha!› Aoka hanoratra ny taratasy fitarainany koa ny manana ady amiko.
Ka hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Soraty izany ho fahatsiarovana amin’ny boky; ary ambarao amin’i Jôsoe fa hofoanako eo ambanin’ny lanitra ny fahatsiarovana an’i Amaleka».
Izaho dia Izaho ihany no namono ny fahadisoanao, noho ny fitiavako ny Tenako, ka tsy hotsarovako intsony ny fahotanao.
Efa nolevoniko toy ny zavona ny fahadisoanao; ary toy ny rahona ny fahotanao; ka miverena amiko, fa efa nanavotra anao Aho.
ary aoka ity rano mitondra ozona ity no hiditra ao an-kibonao, ka hampivonto ny kibonao sy hampifezaka ny ilanao.› Dia hiteny ravehivavy hanao hoe: ‹Amen, amen.›
dia hampisotroiny an-dravehivavy ny rano mangidy mitondra ozona ary hiditra ao anatiny ka ho mangidy aminy ny rano mitondra ozona.
«Koa soraty izao tononkira izao. Ampianaro ny zanak’i Israely, ary ataovy eo am-bavany mba ho vavolombelona hoentiko miampanga ny zanak’i Israely izany tononkira izany.
ny maty rehetra koa, na kely na lehibe, hitako nitsangana teo anoloan’ny seza fiandrianana. Dia nisy boky maro novelarina, ary nisy boky iray hafa koa novelarina, dia ny bokin’ny fiainana izany; ka notsaraina araka izay voasoratra tamin’ireo boky ireo, manaraka ny asany avy, ny maty rehetra.