Nomery 5:12 - Baiboly Katolika «Mitenena amin’ny zanak’i Israely, ka lazao aminy hoe: Na iza na iza vehivavy manambady, mivily ka manao izay mahadiso azy amin’ny lahy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Na iza na iza vadin’olona mivaona ka mamitaka ny lahy, DIEM PROTESTANTA mba hamepetra ny Israelita hoe: –Mety hisy vehivavy nanitsakitsaka ny vadiny; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara mba hamepetra ny Israelita hoe: –Mety hisy vehivavy nanitsakitsaka ny vadiny; Baiboly Protestanta Malagasy Mitenena amin’ny Zanak’Isiraely, ka lazao aminy hoe: Na iza na iza vadin’olona mivily ka manao izay mahadiso azy amin’ny lahy, Malagasy Bible Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely, ka lazao aminy hoe: Na iza na iza vadin'olona mivily ka manao izay mahadiso azy amin'ny lahy, La Bible en Malgache Mitenena amin’ny Zanak’Israely hoe: Na iza na iza vadin’olona mivaona ka mamitaka ny lahy, |
«Izany no lalàna momba ny fiahiahiana, raha misy vehivavy eo am-pelatanan’ny lahy, nivily nanao fahalotoana;
«Raha misy lehilahy naka vady sy efa nampakatra azy, ka avy izay tsy nahitan-dravehivavy fitia eo imasony indray, fa misy zava-mahadikidiky hitany aminy, dia aoka hanoratra taratasy fisaoram-bady ho an-dravehivavy izy, ka rehefa voatolony eo an-tanany izany, dia halefany hiala ao an-tranony izy.