dia nisaina ny Levita hatramin’ny telopolo taona no miakatra, ka 38.000 no isan’ny vatan-dehilahy tsirairay avy.
Nomery 4:46 - Baiboly Katolika Ny voaisa rehetra tamin’ny Levita, izay nisain’i Môizy sy i Aarôna mbamin’ny filohan’i Israely, araka ny fianakaviany, araka ny fokom-pianakaviany avy, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny tontalin’ny taranak’i Levy izay voaisan’i Mosesy sy i Arona mbamin’ireo lehiben’ny Israely, araka ny fokony sy ny fianakaviany, Baiboly Protestanta Malagasy Ny tontalin’ny taranak’i Levy izay nalamin’i Mosesy sy Arona mbamin’ny lohan’ny Isiraely, araka ny fokony sy ny fianakaviany Malagasy Bible Ny tontalin'ny taranak'i Levy izay nalamin'i Mosesy sy Arona mbamin'ny lohan'ny Isiraely, araka ny fokony sy ny fianakaviany La Bible en Malgache Ny tontalin’ny taranak’i Levy izay voaisan’i Mosesy sy i Arona mbamin’ireo lehiben’ny Israely, araka ny fokony sy ny fianakaviany, |
dia nisaina ny Levita hatramin’ny telopolo taona no miakatra, ka 38.000 no isan’ny vatan-dehilahy tsirairay avy.
Ny boky fanoratana ny mpisorona dia nalahatra araka ny fianakavian-drain’izy ireo ary ny Levita dia voasoratra araka ny raharahany sy ny antokony avy, hatramin’ny roapolo taona no ho miakatra.
Ireo no voaisa tamin’ny fianakavian’ny taranak’i Merarỳ. Didy nomen’i Iaveh tamin’ny alalan’i Môizy sy i Aarôna izany fanisana izany.
hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra dia hatramin’ny dimampolo taona, izay rehetra tsy maintsy manana anjara raharaha amin’ny fanompoana sy ny fitondrana entana momba ny trano lay fihaonana,