Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




Nomery 4:44 - Baiboly Katolika

dia 3.200 no voaisa, araka ny fianakaviany avy.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

izay voaisa taminy, araka ny fianakaviany, dia roanjato sy telo arivo.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

izay nalamina taminy, araka ny fokony, dia roan-jato sy telo arivo;

Jereo ny toko

Malagasy Bible

izay nalamina taminy, araka ny fokony, dia roan-jato sy telo arivo;

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

izay voaisa taminy, araka ny fianakaviany, dia roanjato sy telo arivo.

Jereo ny toko



Nomery 4:44
7 Rohy Ifampitohizana  

Roan-jato amby enina arivo no isan’izy ireo, tamin’ny nanisana ny lahy rehetra hatramin’ny iray volana no ho miakatra.


ny hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra dia hatramin’ny dimampolo taona, izay tsy maintsy manao ny fanompoana, izay manana anjara raharaha ao amin’ny trano lay fihaonana,


Ireo no voaisa tamin’ny fianakavian’ny taranak’i Merarỳ. Didy nomen’i Iaveh tamin’ny alalan’i Môizy sy i Aarôna izany fanisana izany.


Tsy nisy fakam-panahy namely anareo afa-tsy izay zakan’ny olombelona ihany; ary mahatoky Andriamanitra, ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo, fa isam-pakàm-panahy dia hasiany fialana tsara mba hahazakanareo azy.


Aoka ho vy amam-barahina ny karetsaka hidinao, ary hifamàtra amin’ny andronao ny fiadananao.