hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra, dia hatramin’ny dimampolo taona, izay rehetra tsy maintsy manao ny fanompoana, izay manana anjara raharaha ao amin’ny trano lay fihaonana.
Nomery 4:43 - Baiboly Katolika ny hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra dia hatramin’ny dimampolo taona, izay tsy maintsy manao ny fanompoana, izay manana anjara raharaha ao amin’ny trano lay fihaonana, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 hatramin’ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, dia izay rehetra afaka hanafika, fa hanao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana, Baiboly Protestanta Malagasy hatramin’ny telop-olo taona ka hatramin’ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra tamin’ny antokony, hanao fanompoana ao amin ny trano-lay fihaonana,– Malagasy Bible hatramin'ny telo-polo taona ka hatramin'ny dimam-polo taona, dia izay rehetra niditra tamin'ny antokony, hanao fanompoana ao amin'ny trano-lay fihaonana, La Bible en Malgache hatramin’ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, dia izay rehetra afaka hanafika, fa hanao fanompoana ao amin’ny tranolay fihaonana, |
hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra, dia hatramin’ny dimampolo taona, izay rehetra tsy maintsy manao ny fanompoana, izay manana anjara raharaha ao amin’ny trano lay fihaonana.
Ny voaisa tamin’ny fianakavian’ny taranak’i Merarỳ, araka ny fianakaviany, araka ny fokom-pianakaviany avy,
«Izao ny amin’ny Levita: Hatramin’ny 25 taona no ho miakatra, dia hilatsaka hanao ny fanompoana momba ny trano lay fihaonana izy ireo hanaovany raharaha ao.
Tokony ho telopolo taona i Jesoa tamin’Izy nanomboka nitory ny Evanjely, dia nataon’ny olona ho zanak’i Josefa, izay zanak’i Helỳ, zanak’i Matata,