ny hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra, dia hatramin’ny dimampolo, no alao isa, dia izay rehetra tsy maintsy manao ny fanompoana izay manana anjara raharaha ao amin’ny trano lay fihaonana.
Nomery 4:30 - Baiboly Katolika ny hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra, dia hatramin’ny dimampolo taona no hisainao, dia izay rehetra tsy maintsy manao ny fanompoana, izay manana anjara raharaha ao amin’ny trano lay fihaonana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 izay hatramin’ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona no hisainao, dia izay rehetra tokony hanafika, fa hanao ny fanompoana momba ny tranolay fihaonana izy ireo. DIEM PROTESTANTA Hisainao ny lehilahy feno telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, izany hoe ireo rehetra tokony hirotsaka hanao ny asam-panompoana ao amin’ny Tranolay fihaonana. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hisainao ny lehilahy feno telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona, izany hoe ireo rehetra tokony hirotsaka hanao ny asam-panompoana ao amin’ny Tranolay fihaonana. Baiboly Protestanta Malagasy ny hatramin’ny telo-polo taona ka hatramin’ny dimam-polo taona no halaminao, dia izay rehetra miditra amin’ny antokony hanao ny fanompoana momba ny trano-lay fihaonana. Malagasy Bible ny hatramin'ny telo-polo taona ka hatramin'ny dimam-polo taona no halaminao, dia izay rehetra miditra amin'ny antokony hanao ny fanompoana momba ny trano-lay fihaonana. La Bible en Malgache izay hatramin’ny telopolo taona ka hatramin’ny dimampolo taona no hisainao, dia izay rehetra tokony hanafika, fa hanao ny fanompoana momba ny tranolay fihaonana* izy ireo. |
ny hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra, dia hatramin’ny dimampolo, no alao isa, dia izay rehetra tsy maintsy manao ny fanompoana izay manana anjara raharaha ao amin’ny trano lay fihaonana.
hatramin’ny telopolo taona no ho miakatra ka hatramin’ny dimampolo taona; dia izay rehetra voatendry hanao fanompoana hahavita raharaha ao amin’ny trano lay fihaonana.
Ka izao no omena hokarakarainy, dia ny zavatra hoentiny araka ny fanompoany rehetra ao amin’ny trano lay fihaonana: ny hazo fisaka amin’ny Fonenana, ny barany, ny andriny, ny faladiany,
«Izao ny amin’ny Levita: Hatramin’ny 25 taona no ho miakatra, dia hilatsaka hanao ny fanompoana momba ny trano lay fihaonana izy ireo hanaovany raharaha ao.
Ny miaramila te hahazo sitraka amin’izay nandatsaka azy, dia tsy mba misy maningo-tena amin’ny raharahan’izao fiainana izao;