Nomery 34:27 - Baiboly Katolika Ahioda izay filohany, zanak’i Salômỳ, amin’ny fokon’ny zanak’i Asera; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny lehiben’ny foko taranak’i Asera dia i Ahihoda, zanak’i Selomy; DIEM PROTESTANTA ho an’ny fokon’i Asera, dia i Ahihoda zanakalahin’i Selômy; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ho an’ny fokon’i Asera, dia i Ahihoda zanakalahin’i Selômy; Baiboly Protestanta Malagasy ary ny lohan’ny firenena taranak’i Asera dia Ahihoda, zanak’i Selomy; Malagasy Bible ary ny lohan'ny firenena taranak'i Asera dia Ahihoda, zanak'i Selomy; La Bible en Malgache ny lehiben’ny foko taranak’i Asera dia i Ahihoda, zanak’i Selomy; |