Nomery 34:25 - Baiboly Katolika Elisafàna, izay filohany, zanak’i Farnàka, amin’ny fokon’ny zanak’i Zabolôna Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny lehiben’ny foko taranak’i Zebolona dia i Elizafana, zanak’i Parnaka; DIEM PROTESTANTA ho an’ny fokon’i Zebolòna, dia i Elitsafàna zanakalahin’i Parnàla; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ho an’ny fokon’i Zebolòna, dia i Elitsafàna zanakalahin’i Parnàla; Baiboly Protestanta Malagasy ary ny lohan’ny firenena taranak’i Zebolona dia Elizafana, zanak’i Parnaka; Malagasy Bible ary ny lohan'ny firenena taranak'i Zebolona dia Elizafana, zanak'i Parnaka; La Bible en Malgache ny lehiben’ny foko taranak’i Zebolona dia i Elizafana, zanak’i Parnaka; |