i Semeià avy any Ramà no amin’ny tanimboaloboka; i Zabdiasa avy any Safama no amin’ny divay voavory any amin’ny tanimboaloboka;
Nomery 34:10 - Baiboly Katolika Ny sisin-taninareo any atsinanana dia hatreo Hatsar-Enàna ka hatrany Sefama; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary ny ho sisintaninareo atsinanana dia farito hatreo Hazara-Enana ka hatrany Sefama, DIEM PROTESTANTA «Any atsinanana dia hofaritanareo ny sisin-tany manomboka eo Hatsara-Heinàna ka hatrany Sefama. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara «Any atsinanana dia hofaritanareo ny sisin-tany manomboka eo Hatsara-Heinàna ka hatrany Sefama. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny ho fari-taninareo atsinanana dia ampifanitsio amin’i Hazar-enana ka hatrany Sefama, Malagasy Bible Ary ny ho fari-taninareo atsinanana dia ampifanitsio amin'i Hazar-enana ka hatrany Sefama, La Bible en Malgache Ary ny ho sisintaninareo atsinanana dia farito hatreo Hazara-Enana ka hatrany Sefama, |
i Semeià avy any Ramà no amin’ny tanimboaloboka; i Zabdiasa avy any Safama no amin’ny divay voavory any amin’ny tanimboaloboka;
Ny atsinanana: Hatramin’ny faritra mampisaraka an’i Haoràna sy i Damasa, dia eo anelanelan’i Galaada sy ny tanin’i Israely no alehan’ny faritra amin’ny tany dia i Jordany. Hatramin’ny sisin-tany avaratra, ka hatramin’ny ranomasina atsinanana no horefesinareo. Izany no lafiny atsinanana.
ary ny faritra dia midina avy eo Sefama mankany Reblà, atsinanan’i Aïna; dia mbola midina mitohy manaraka ny havoana eo an-tsisin’ny ranomasina Kenereta any atsinanana,
dia hitohy amin’ny Jefrôna sy ho tafapaka any Hatsar-Enàna: Izany no ho faritrareo amin’ny avaratra.
Ary ny Ranomasin-tSira hatramin’ny vavaranon’i Jordany no faritry ny tany atsinanana. Ny faritry ny tany avaratra dia hatreo amin’ny helo-dRanomasin-tSira, amin’ny vavaranon’i Jordany,