Niala teo Elima izy ireo ary ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra dia tonga tany an’efitra Sina, anelanelan’i Elima sy Sinaia tamin’ny andro fahadimy ambin’ny folon’ny volana faharoa, taorian’ny nialany tany amin’ny tany Ejipta.
Nomery 33:15 - Baiboly Katolika Niala tao Rafidima izy, dia nitoby tany an’efitra Sinaia. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Niala tao Refidima dia nitoby tany an-tany efitr’i Sinay. DIEM PROTESTANTA Niala teo Refidima ny Israelita, dia nankany an-taniefitr’i Sinay; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niala teo Refidima ny Israelita, dia nankany an-taniefitr’i Sinay; Baiboly Protestanta Malagasy Ary nony niala tao Refidima izy, dia nitoby tany an-efitr’i Sinay. Malagasy Bible Ary nony niala tao Refidima izy, dia nitoby tany an-efitr'i Sinay. La Bible en Malgache Niala tao Refidima dia nitoby tany an-tany efitr’i Sinay. |
Niala teo Elima izy ireo ary ny fiangonan’ny zanak’i Israely rehetra dia tonga tany an’efitra Sina, anelanelan’i Elima sy Sinaia tamin’ny andro fahadimy ambin’ny folon’ny volana faharoa, taorian’ny nialany tany amin’ny tany Ejipta.
Ka nanohy ny diany ny zanak’i Israely, dia niala tao amin’ny efitra Sinaia, ary tany amin’ny efitra Faràna no nijanona ny rahona.