Nomery 32:6 - Baiboly Katolika
Fa izao no navalin’i Môizy ny zanak’i Gada sy ny zana-dRobena: «Ny rahalahinareo handeha hanafika, ka ianareo kosa va hijanona eto?
Jereo ny toko
Dia hoy i Mosesy tamin’ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena: Ny rahalahinareo va handeha hanafika nefa ianareo kosa hijanona eto?
Jereo ny toko
Dia hoy i Mosesy tamin’ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Reobena: –Ahoana hoe? Ny mpiray firenena aminareo handeha hanafika, ka ianareo kosa ve hijanom-potsiny eto?
Jereo ny toko
Dia hoy i Mosesy tamin’ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Reobena: –Ahoana hoe? Ny mpiray firenena aminareo handeha hanafika, ka ianareo kosa ve hijanom-potsiny eto?
Jereo ny toko
Dia hoy Mosesy tamin’ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena: Ny rahalahinareo handeha hanafika, ka hianareo kosa hijanona eto va?
Jereo ny toko
Dia hoy Mosesy tamin'ny taranak'i Gada sy ny taranak'i Robena: Ny rahalahinareo handeha hanafika, ka ianareo kosa hijanona eto va?
Jereo ny toko
Dia hoy i Mosesy tamin’ny taranak’i Gada sy ny taranak’i Robena: Ny rahalahinareo va handeha hanafika nefa ianareo kosa hijanona eto?
Jereo ny toko