Hoy izy taminy: «Raha mita an’i Jordany miaraka aminareo ny zanak’i Gada sy ny zana-dRobena, dia ny lehilahy rehetra voaoman-kiady eo anatrehan’i Iaveh, ka resy eo anatrehanareo ny tany, dia omeo ho fananany ny tany azo ao amin’i Galaada.
Nomery 32:30 - Baiboly Katolika Fa raha tsy mandeha mitam-piadiana miaraka aminareo kosa izy, dia hitoetra eo afovoanareo any amin’ny tany Kanaana ihany.» Baiboly Protestanta Malagasy 2011 fa raha tsy mandray fiadiana miaraka aminareo izy dia eo aminareo any amin’ny tany Kanana ihany no hahazoany zaratany. DIEM PROTESTANTA Fa raha tsy manao izany kosa izy, dia miaraka aminareo ihany ao amin’ny tany Kanahàna no hahazoany zara tany ho fananany. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Fa raha tsy manao izany kosa izy, dia miaraka aminareo ihany ao amin’ny tany Kanahàna no hahazoany zara tany ho fananany. Baiboly Protestanta Malagasy fa raha tsy mandeha samy efa voaomana hiady miaraka aminareo izy, dia eo aminareo amin’ny tany Kanana ihany no hahazoany zara-tany. Malagasy Bible fa raha tsy mandeha samy efa voaomana hiady miaraka aminareo Izy, dia eo aminareo amin'ny tany Kanana ihany no hahazoany zara-tany. La Bible en Malgache fa raha tsy mandray fiadiana miaraka aminareo izy dia eo aminareo any amin’ny tany Kanana ihany no hahazoany zaratany. |
Hoy izy taminy: «Raha mita an’i Jordany miaraka aminareo ny zanak’i Gada sy ny zana-dRobena, dia ny lehilahy rehetra voaoman-kiady eo anatrehan’i Iaveh, ka resy eo anatrehanareo ny tany, dia omeo ho fananany ny tany azo ao amin’i Galaada.
Dia namaly ny zanak’i Gada sy ny zana-dRobena nanao hoe: «Hataonay izay nolazain’i Iaveh tamin’ny mpanomponao.
Koa raha ny tany fanananareo no heverinareo ho maloto dia mankanesa any amin’ny tany izay fananan’i Iaveh, izay ipetrahan’ny fonenan’i Iaveh, ka monena any aminay; fa aza miodina amin’i Iaveh ary aza miodina aminay, amin’ny fanorenana ôtely hafa noho ny ôtelin’i Iaveh Andriamanitsika.