Avoty amin’ny zanak’ondry ny voalohan-teraky ny ampondra, fa raha tsy avotanao dia folahy ny hatony; ary avoty koa ny voalohan-terak’olombelona rehetra amin’ny zanakao lahy.
Nomery 3:46 - Baiboly Katolika Ny amin’ny avotr’ireo lahy matoa 273 amin’ny zanak’i Israely, izay mihoatra isa noho ny Levita, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny amin’ny fanavotana ireo telo amby fitopolo sy roanjato amin’ny lahimatoan’ny Zanak’Israely, izay mihoatra noho ny isan’ny levita, DIEM PROTESTANTA Ho fanavotana ny lahimatoa miisa 273 eo amin’ny Israelita, izany hoe ireo lahimatoa izay nihoatra tamin’ny isan’ny Levita, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ho fanavotana ny lahimatoa miisa 273 eo amin’ny Israelita, izany hoe ireo lahimatoa izay nihoatra tamin’ny isan’ny Levita, Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny amin’ny avotry ny telo amby fito-polo sy roan-jato amin’ny lahimatoan’ny Zanak’Isiraely, izay mihoatra isa noho ny Levita, Malagasy Bible Ary ny amin'ny avotry ny telo amby fito-polo sy roan-jato amin'ny lahimatoan'ny Zanak'Isiraely, izay mihoatra isa noho ny Levita, La Bible en Malgache Ny amin’ny fanavotana ireo telo amby fitopolo sy roanjato amin’ny lahimatoan’ny Zanak’Israely, izay mihoatra noho ny isan’ny levita, |
Avoty amin’ny zanak’ondry ny voalohan-teraky ny ampondra, fa raha tsy avotanao dia folahy ny hatony; ary avoty koa ny voalohan-terak’olombelona rehetra amin’ny zanakao lahy.
Fa rehefa nikiry tsy nety nandefa anay i Faraôna dia novonoin’i Iaveh ny lahy matoa rehetra tamin’ny tany Ejipta, hatramin’ny lahy matoan’ny olona, ka hatramin’ny lahy voalohan-teraky ny biby. Izany no anolorako ny lahy voalohan-teraka rehetra ho sorona amin’i Iaveh sy hanavotako ny lahy matoa rehetra amin’ny zanako lahy.