Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 3:46 - DIEM PROTESTANTA

46 Ho fanavotana ny lahimatoa miisa 273 eo amin’ny Israelita, izany hoe ireo lahimatoa izay nihoatra tamin’ny isan’ny Levita,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

46 Ny amin’ny fanavotana ireo telo amby fitopolo sy roanjato amin’ny lahimatoan’ny Zanak’Israely, izay mihoatra noho ny isan’ny levita,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

46 Ho fanavotana ny lahimatoa miisa 273 eo amin’ny Israelita, izany hoe ireo lahimatoa izay nihoatra tamin’ny isan’ny Levita,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

46 Ny amin’ny avotr’ireo lahy matoa 273 amin’ny zanak’i Israely, izay mihoatra isa noho ny Levita,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

46 Ary ny amin’ny avotry ny telo amby fito-polo sy roan-jato amin’ny lahimatoan’ny Zanak’Isiraely, izay mihoatra isa noho ny Levita,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

46 Ary ny amin'ny avotry ny telo amby fito-polo sy roan-jato amin'ny lahimatoan'ny Zanak'Isiraely, izay mihoatra isa noho ny Levita,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

46 Ny amin’ny fanavotana ireo telo amby fitopolo sy roanjato amin’ny lahimatoan’ny Zanak’Israely, izay mihoatra noho ny isan’ny levita,

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 3:46
3 Rohy Ifampitohizana  

Ny voalohan-teraky ny boriky kosa dia soloy zanakondry lahy na zanakosy lahy; fa raha tsy izany, dia aolàny hatoka izy ho faty. Ny lahimatoa rehetra amin’ny olona eo amin’ny taranakareo kosa dia havotanareo.


Niziriziry tsy nety nandefa anay ny Farao, ka naringan’ny TOMPO ny lahimatoa rehetra tany Ejipta, nanomboka tamin’ny voalohan-teraky ny olona ka hatramin’ny voalohan-teraky ny biby fiompy. Izany no anoloranay ho sorona amin’ny TOMPO ny lahy voalohan-teraka rehetra eo amin’ny biby; fa ny lahimatoa eo amin’ny zanakay kosa dia havotanay.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra