ka nisy 22.273 ny lahy matoa rehetra voaisa, hatramin’ny iray volana no ho miakatra, nisaina araka ny anarany avy.
Nomery 3:44 - Baiboly Katolika Ary niteny tamin’i Môizy i Iaveh ka nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: DIEM PROTESTANTA Hoy koa ny TOMPO tamin’i Mosesy: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hoy koa ny TOMPO tamin’i Mosesy: Baiboly Protestanta Malagasy Ary Jehovah niteny tamin’i Mosesy ka nanao hoe: Malagasy Bible Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy ka nanao hoe: La Bible en Malgache Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy hoe: |
ka nisy 22.273 ny lahy matoa rehetra voaisa, hatramin’ny iray volana no ho miakatra, nisaina araka ny anarany avy.
«Alao ny Levita ho solon’ny lahy matoa rehetra amin’ny zanak’i Israely; ary ny biby fiompin’ny Levita ho solon’ny biby fiompiny koa, ka dia ho Ahy ny Levita; Izaho no Iaveh.