Dia ny Levita no alainao ho Ahy, fa Izaho no Iaveh, dia ho solon’ny lahy matoan’ny zanak’i Israely rehetra izy; ary ny biby fiompin’ny Levita, ho solon’ny voalohan-teraka rehetra amin’ny biby fiompin’ny zanak’i Israely.»
Nomery 3:42 - Baiboly Katolika Dia nisain’i Môizy araka ny nandidian’i Iaveh azy, ny lahy matoa rehetra tamin’ny zanak’i Israely, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nisain’i Mosesy ny lahimatoa rehetra teo amin’ny Zanak’Israely, araka izay nandidian’NY TOMPO azy. DIEM PROTESTANTA Dia nisain’i Mosesy araka ny nandidian’ny TOMPO azy ny lahimatoa rehetra teo amin’ny Israelita, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Dia nisain’i Mosesy araka ny nandidian’ny TOMPO azy ny lahimatoa rehetra teo amin’ny Israelita, Baiboly Protestanta Malagasy Dia nalamin’i Mosesy ny lahimatoa rehetra teo amin’ny Zanak’Isiraely, araka izay efa nandidian’i Jehovah azy. Malagasy Bible Dia nalamin'i Mosesy ny lahimatoa rehetra teo amin'ny Zanak'Isiraely, araka izay efa nandidian'i Jehovah azy. La Bible en Malgache Dia nisain’i Mosesy ny lahimatoa rehetra teo amin’ny Zanak’Israely, araka izay nandidian’NY TOMPO azy. |
Dia ny Levita no alainao ho Ahy, fa Izaho no Iaveh, dia ho solon’ny lahy matoan’ny zanak’i Israely rehetra izy; ary ny biby fiompin’ny Levita, ho solon’ny voalohan-teraka rehetra amin’ny biby fiompin’ny zanak’i Israely.»
ka nisy 22.273 ny lahy matoa rehetra voaisa, hatramin’ny iray volana no ho miakatra, nisaina araka ny anarany avy.