Amin’ny andro fahatelo manatera ombalahy 11, ondralahy roa, zanak’ondry 14, efa iray taona, tsy misy kilema,
Nomery 29:21 - Baiboly Katolika mbamin’ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy, amin’ny ombalahy sy ny ondralahy ary ny zanak’ondry araka ny isany avy, manaraka ny fitsipika. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombainy azy; ary koa fanatitra aidina ampombaina ny vantotra ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, Baiboly Protestanta Malagasy ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin’ny vantotr’ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, Malagasy Bible ary ny fanatitra hohanina momba azy sy ny fanatitra aidina momba azy, dia amin'ny vantotr'ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak'ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, La Bible en Malgache ny fanatitra avy amin’ny zavamaniry ampombainy azy; ary koa fanatitra aidina ampombaina ny vantotra ombilahy sy ny ondrilahy ary ny zanak’ondry, araka ny isany avy, araka ny fanao, |
Amin’ny andro fahatelo manatera ombalahy 11, ondralahy roa, zanak’ondry 14, efa iray taona, tsy misy kilema,
Osy lahy iray no hatao sorona noho ny ota; ka tsy hajanona anefa ny sorona dorana tsy tapaka mbamin’ny fanatitra momba azy sy ny fanatitra araraka momba azy.
Hataonareo izany ka tsy hajanona anefa ny sorona dorana isam-bolana, mbamin’ny fanatitra momba azy, ary ny fanatitra araraka momba azy araka ny fitsipika voadidy. Sorona atao amin’ny afo izany, ho hanitra ankasitrahin’i Iaveh.»