Homeko anao sy ny taranaka handimby anao ny tany izay ipetrahanao izao mbola vahiny izao, dia ny tany Kanaana manontolo hananany azy mandrakizay, ary Izaho no ho Andriamanitr’izy ireo.»
Nomery 27:12 - Baiboly Katolika Hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Miakara amin’io tendrombohitra Abarima io, ka tazano ny tany omeko ny zanak’i Israely. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Miakara amin’irỳ tendrombohitra Abarima irỳ ka tazano ny tany izay omeko ny Zanak’Israely. DIEM PROTESTANTA Hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Miakara eo an-tampon’io tendrombohitra Habarima io, ka tazano ny tany izay omeko ny Israelita. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Hoy ny TOMPO tamin’i Mosesy: –Miakara eo an-tampon’io tendrombohitra Habarima io, ka tazano ny tany izay omeko ny Israelita. Baiboly Protestanta Malagasy ARY hoy Jehovah tamin’i Mosesy: Miakara amin’ity tendrombohitra Abarima ity, ka tazano ny tany izay omeko ny Zanak’Isiraely. Malagasy Bible Ary hoy Jehovah tamin'i Mosesy: Miakara amin'ity tendrombohitra Abarima ity, ka tazano ny tany izay omeko ny Zanak'Isiraely. La Bible en Malgache Hoy NY TOMPO tamin’i Mosesy: Miakara amin’irỳ tendrombohitra Abarima irỳ ka tazano ny tany izay omeko ny Zanak’Israely. |
Homeko anao sy ny taranaka handimby anao ny tany izay ipetrahanao izao mbola vahiny izao, dia ny tany Kanaana manontolo hananany azy mandrakizay, ary Izaho no ho Andriamanitr’izy ireo.»
Miakara any Libàna, dia miantsoa mafy manandrata feo any Basàna! Miantsoa mafy any an-tampon’i Abarima, fa torotoro avokoa ireo lehilahinao.
Dia hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Indro, antomotra ny fotoana hahafatesanao; koa antsoy i Jôsoe, ary tongava ao an-trano lay fihaonana ianareo, mba hanomezako azy ny didiko.» Dia nandeha nankao an-trano lay fihaonana i Môizy sy i Jôsoe,