Zanak’i Benjamina: i Bela, i Bokora, i Asbela, i Jerà, i Naamàna, i Esỳ, i Rôsa, i Mofima, i Ofima, ary i Areda.
Nomery 26:41 - Baiboly Katolika ireo no zanak’i Benjamina, araka ny fokony avy, ary 45.600, ny voaisa amin’izy ireo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireo no taranak’i Benjamina araka ny fianakaviany; izay voaisa taminy dia eninjato sy dimy arivo sy efatra alina. DIEM PROTESTANTA Ireo no tarika benjaminita; ka nisy 45 600 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo no tarika benjaminita; ka nisy 45 600 ny lehilahy mahatam-piadiana tao aminy, araka ny nanisana azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ireo no taranak’i Benjamina araka ny fokony; ary izay voalamina taminy dia enin-jato amby dimy arivo sy efatra alina. Malagasy Bible Ireo no taranak'i Benjamina araka ny fokony; ary izay voalamina taminy dia enin-jato amby dimy arivo sy efatra alina. La Bible en Malgache Ireo no taranak’i Benjamina araka ny fianakaviany; izay voaisa taminy dia eninjato sy dimy arivo sy efatra alina. |
Zanak’i Benjamina: i Bela, i Bokora, i Asbela, i Jerà, i Naamàna, i Esỳ, i Rôsa, i Mofima, i Ofima, ary i Areda.
Ary ny zanak’i Bela dia i Hereda sy i Noemana: ny fokon’ny Heredita avy tamin’ny Noemana;
Izao no zanak’i Dana, araka ny fokony: avy amin’i Sohama ny fokon’ny Sohamita. Ireo no fokon’i Dana araka ny fokony.
Nisaina tamin’izany ny taranak’i Benjamina nivoaka ny tanàna, ka enina arivo sy roa alina, samy mahatan-tsabatra, no isany, afa-tsy ny mponina tao Gabaà, fiton-jato lahy voafantina.