Nomery 26:33 - Baiboly Katolika I Salfaada, zanak’i Hefera tsy nanan-janaka lahy, fa zanaka vavy ihany; ka ireto no anaran’ny zanaka vavin’i Salfaada: Maalà, Nôà, Heglà, Melkà ary Tersà. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary i Zelofada, zanak’i Hefera, dia tsy mba nanan-janakalahy fa zanakavavy ihany, ary ny anaran’ny zanany vavy dia i Mahala, i Noa, i Hogla, i Milka ary i Tirza. DIEM PROTESTANTA I Tselôfahàna zanakalahin’i Hefera, tsy mba nanan-janakalahy, fa zanakavavy ihany ka ireto avy no anarany: i Mahelà, Nôhà, Hôglà, Milkà ary Tiritsà. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Tselôfahàna zanakalahin’i Hefera, tsy mba nanan-janakalahy, fa zanakavavy ihany ka ireto avy no anarany: i Mahelà, Nôhà, Hôglà, Milkà ary Tiritsà. Baiboly Protestanta Malagasy Ary Zelofada, zanak’i Hefera, tsy mba nanan-janakalahy, fa zanakavavy ihany; ary ny anaran’ny zanakavavin’i Zelofada dia Mahala sy Noa sy Hogla sy Milka ary Tirza. Malagasy Bible Ary Zelofada, zanak'i Hefera, tsy mba nanan-janakalahy, fa zanakavavy ihany; ary ny anaran'ny zanakavavin'i Zelofada dia Mahala sy Noa sy Hogla sy Milka ary Tirza. La Bible en Malgache Ary i Zelofada, zanak’i Hefera, dia tsy mba nanan-janakalahy fa zanakavavy ihany, ary ny anaran’ny zanany vavy dia i Mahala, i Noa, i Hogla, i Milka ary i Tirza. |
Tamin’izay tonga ny zanakavavin’i Salfaada, zanak’i Hefera, zanak’i Galaada, zanak’i Makira, zanak’i Manase, avy amin’ny fokon’i Manase zanak’i Josefa; ny anaran’izy ireo dia izao: Maalà, Nôà, Heglà, ary Tersà.
«Maty tany an’efitra ny rainay; izy tsy mba anatin’ilay antokony, izay niray tetika hiodina amin’i Iaveh, dia ny antokon’i Kôre, fa maty noho ny fahotany izy, ary tsy mba nanan-janakalahy izy.
I Salfaada zanak’i Hefera zanak’i Galaada zanak’i Makira zanak’i Manase, tsy nanan-janaka lahy, fa zanaka vavy no nananany; ka ireto no anaran’ny zanany vavy: Maalà, Nôà, Heglà, Melkà, ary Tersà.