Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Nomery 26:32 - Baiboly Katolika

32 I Semidà iavian’ny fokon’ny Semidaïta, i Hefera iavian’ny fokon’ny Hefrita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 ary avy tamin’i Semida, ny fianakavian’ny Semidita; ary avy tamin’i Hefera, ny fianakavian’ny Heferita.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

32 ny Semidita avy tamin’i Semida, ary ny Heferita avy tamin’i Hefera.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 ny Semidita avy tamin’i Semida, ary ny Heferita avy tamin’i Hefera.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 ary avy tamin’i Semida ny fokon’ny Semidita; ary avy tamin’i Hefera ny fokon’ny Heferita.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

32 ary avy tamin'i Semida ny fokon'ny Semidita; ary avy tamin'i Hefera ny fokon'ny Heferita.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

32 ary avy tamin’i Semida, ny fianakavian’ny Semidita; ary avy tamin’i Hefera, ny fianakavian’ny Heferita.

Jereo ny toko dika mitovy




Nomery 26:32
3 Rohy Ifampitohizana  

I Asriela iavian’ny fokon’ny Asrielita, i Sekema iavian’ny fokon’ny Sekemita;


I Salfaada, zanak’i Hefera tsy nanan-janaka lahy, fa zanaka vavy ihany; ka ireto no anaran’ny zanaka vavin’i Salfaada: Maalà, Nôà, Heglà, Melkà ary Tersà.


Ny taranak’i Manase sisa koa dia samy nomena anjara araka ny fianakaviany avy, dia ny taranak’i Abiezera, ny taranak’i Sekema, ny taranak’i Hefera, ary ny taranak’i Semidà; ireo no zanaka lahin’i Manase zanak’i Josefa, araka ny fianakaviany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra