Izao no zanak’i Galaada: i Jezera iavian’ny fokon’ny Jezerita, avy amin’i Heleka ny fokon’ny Helikita,
Nomery 26:31 - Baiboly Katolika I Asriela iavian’ny fokon’ny Asrielita, i Sekema iavian’ny fokon’ny Sekemita; Baiboly Protestanta Malagasy 2011 ary avy tamin’i Asriela, ny fianakavian’ny Asrielita; ary avy tamin’i Sekema, ny fianakavian’ny Sekemita; DIEM PROTESTANTA ny Asrielita avy tamin’i Asriela, ny Sekemita avy tamin’i Sekema, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ny Asrielita avy tamin’i Asriela, ny Sekemita avy tamin’i Sekema, Baiboly Protestanta Malagasy ary avy tamin’i Asriela ny fokon’ny Asrielita; ary avy tamin’i Sekema ny fokon’ny Sekemita; Malagasy Bible ary avy tamin'i Äsriela ny fokon'ny Asrielita; ary avy tamin'i Sekema ny fokon'ny Sekemita; La Bible en Malgache ary avy tamin’i Asriela, ny fianakavian’ny Asrielita; ary avy tamin’i Sekema, ny fianakavian’ny Sekemita; |
Izao no zanak’i Galaada: i Jezera iavian’ny fokon’ny Jezerita, avy amin’i Heleka ny fokon’ny Helikita,